|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 varavarankely misy fitaratra |
| Singan-teny | 2varavarana, 3kely, 4misy, 5fitaratra |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7varavarankely misy hazom-pitaratra madinika.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8fenêtre à croisée.
[1.13] |
| Voambolana | 9 Toe-karena: fanorenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|